|
|
|
|

Teny iditra1 tambanivohidahy
Singan-teny  2t~, 3ambany, 4vohitra, 5lahy
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny frantsay  7campagnard. [3.1]
Ohatra  8 Malabary mitsoriadriaka maitso sy soga roa sosona araka ny maha tambanivohidahy azy no misampina eny an-tsoriny. [2.470]
Haiendriteny 
9 Tsotra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11