|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tambanivohibavy |
| Singan-teny | 2t~, 3ambany, 4vohitra, 5vavy |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
7campagnarde.
[3.1] |
| Ohatra |
8 Hitany miavaka ery ny maha-tambanivohibavy azy, na dia eny aminy avokoa aza ny firavaka mamirapiratra sy ny elo "véritas", ny lamba landy lafo vidy sy ny paoketra nialam-bola.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|