|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 tamana
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Zatra: Tama-miresaka amin' ny eo akaikinao ianao rehefa manazava lesona ny mpampianatra.
4Enti-milaza biby ompiana na olona nifindra fonenana ka mipetraka tsara amin' ny misy azy fa tsy mitady hiverina amin' ny niaviany intsony: Efa tamana ireo akoho vao novidina ka mahalala mody ao am-pisoko rehefa hariva.
5Finaritra amin' ny toerana iray: Tamana any ambanivohitra izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6happily settled, liking a place or situation. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7apprivoisé. [1.8, 1.196]
8qui se trouve bien là où il est; qui se plaît dans un endroit; accoutumé. [1.8]
Ohatra  9 ny soa tamana tiam-bady, ary ny hendry tamana tian-kavana. [2.69#227]
10 Izaho, hoy izy, tsy tamana intsony any amin ‘ny kilasimandry. [2.356#21]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Ohabolana  21 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4)22 tamana
Sokajin-teny  23 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  24lehibe (omby). [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (3/4)25 tamana
Sokajin-teny  26 anarana
Fanazavàna teny malagasy  27zanak'omby vavy. [Bara] [1.78]
28ombivavy. [Tanosy] [1.78]
Voambolana  29 Haibiby: mampinono

Teny iditra (4/4)30 tamana
Sokajin-teny  31 anarana
Fanazavàna teny frantsay  32D'après Grandidier, espèce de bambou de la côte Nord-Ouest.
33Encore appelé volosy.. [Tankarana, Sakalava] [1.196]
Voambolana  34 Haizavamaniry

Fivaditsoratra  35 manata, 36 Matana, mataña, 37 tamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03