|
|
|
|

Teny iditra1 ombivavy
Singan-teny  2omby, 3vavy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny frantsay  5vache. [1.13]
Ohatra  6 Tazaniny eny ilay ombivavy tokana azy mianakavy. [2.470]
7 Ahitana tombon-tsoa ny fiompiana ombivavy be ronono. [2.117]
Haiendriteny 
8 Tsotra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11