|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tafintohinina |
| Fototeny | 2tafintohina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-milaza ny zavatra nidonan' ny tongotra, ny olona natao izay hahatezitra na hahasorena azy tamin' ny fiteny na toetra tsy mendrika naseho azy: Notafintohininao ny zanakao tamin' ny nanaovanao io asa io.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|