|
|
|
|

Teny iditra1 mahatafintohina
Fototeny  2tafintohina
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Mahatezitra, mahasosotra: Nahatafintohina azy ny teny nataon' ny mpampianatra.
5Mahatonga hanao ratsy noho ny fahitana ny hafa manao io ratsy io: Nahatafintohina azy ny fahitana ny lehibe manao toetra tsy mendrika ka nivadika ho ratsy koa izy. [1.1#556]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02