|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manafintohina |
| Fototeny | 2tafintohina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manao izay mahatezitra: Manafintohina mihitsy io zaza io.
5Manao toetra tsy mendrika kamitarika ny hafa hanao toy izany: Loza ho an' izay manafintohina ny zaza madinika. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to trip; to give offense.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7faire broncher, faire trébucher, faire faire un faux pas.
8scandaliser, irriter. [1.3] 9faire broncher; scandaliser. [1.8] |
| Ohatra |
10 Tsy sahy anefa, sao manafintohina olona.
[2.4#]
11 Tsy hanao fitafiana elatr' angidina manafintohina. [1.262#] 12 Tsy mahalala tsy tiana fa misisitsisika manafintohina. [2.643#] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 17 manafintohìna |
| Fototeny | 18tafintohina |
| Sokajin-teny | 19 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manafintohina [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | 20 manafintohìna, manafintohina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|