|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sorisory |
| Fototeny | 2sory |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fahadisadisana avy amin' ny tsy fananan-javatra hatao, na fahasosotsosorana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5vexation, annoyance.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6chagrin, vexation.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Nanomboka teo dia arakaraka ny nitomboan' ny fahafinaretako amin' ny fiarahana amin' i Lanto no nitomboan' ny sorisoriko rahefa voatery hitafa amin' i Masy.
[2.471]
8 Isan-kariva, nataon' izy telo mirahalahy sy ireo mpiara-misakafo aminy mpanala sorisory azy amin' ny mozikany ilay mpitendry zavamaneno. [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 18 Ontam-po |
| Fivaditsoratra | 19 risoriso, 20 sorisory |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|