|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 sory |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Zavatra manelingelina ny saina ka mahatonga ny tena ho madisadisa: Miteraka sorisory ny adiady amin'ny tany ama-monina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4miserable, poor.
[1.2#590] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5vexation, ennui, chagrin.
[1.3#632] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 10 Ontam-po |
| Tovy hevitra | 11sorisory |
| Teny iditra (2/2) | 12 sory |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
14a species of fish.
[Provincial]
[1.2#590] |
| Voambolana | 15 Haibiby: trondro |
| Fivaditsoratra | 16 rosy, 17 Sorì, 18 sory |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|