|
|
|
|

Teny iditra1 fahasorisorena
Fototeny  2sorisory
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fahasosorana, fahadisadisana, fahadikidikiana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Ennui, vexation, chagrin. [1.3#632]
Ohatra  6 Fa ny androny rehetra dia fanaintainana avokoa, ary ny fisasarany dia fahasorisorena [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12