|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sorisorena |
| Fototeny | 2sorisory |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Madisadisa, sosotsosotra: Sorisorena be ihany aho ka andeha hivoaka kely aloha.
5Malonilony fa misy tsy mahafaly: Sorisorena izy tamin' ny bedibedy nataonao. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be vexed, to be chagrined.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qu'on vexe, qui a du chagrin.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|