|
|
|
|

Teny iditra1 misoratra
Fototeny  2soratra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandatsaka anarana, manoratra ny anarana: Efa nisoratra omaly aho.
5Misy sorany na volon-doko: Tsy tiako ny lamba misoratra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6To be spotted, to be printed, to be striped, to be of different oolours; to be written. [1.2#589]
Fanazavàna teny frantsay  7S’inscrire, être écrit, rayé, dessiné. [1.3#632]
Ohatra  8 ny rafitra rehetra misoratra ao dia asiany ny famaky sy ny kanonta; [2.588#]
9 Haingoan'ny rantsana boribory sy ny akanjony zandiana misoratra manakona ny tapaky ny laferany. [2.895#]
10 Tsy maintsy ho mpifidy ireo vavolombelona ireo ary misoratra anarana amin' ny lisitry ny mpifidy ao amin' izay biraom-pifidianana nisy ny fitrangan-javatra na misehoan' ny voalaza ho tsy ara-dalàna [2.114#]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  15ampy misoratra
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 Maroratsy, 18 misoratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02