|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manoratra |
| Fototeny | 2soratra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manao soratra: Mahay mamaky fa tsy mahay manoratra i Bakoly.
5mandatsaka an-tsoratra: Iza no nanoratra ny anaranao tao amin' ny rejisitra?. 6Mandefa taratasy: Nanoratra tamin' ny ankizy any Toamasina sy Mojanga aho. 7Mamorona: i Rodlish no nanoratra ny "Sangy mahery". [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|