|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 sompatra |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ratsy fanahy, faly ny manao izay hahavoa ny sasany, hanimba ny zavatry ny sasany; mihetraketraka: Sompatra koa itony andro: fety sy lanonana vao avy ny orana!.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4malicious, doing wanton damage.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5malicieux, qui fait le mal exprès.
[1.8] |
| Ohatra |
6 Eny," hoy izy roa lahy, 'liamindra-fo hiany izahay, fa tsy ho sompatra;
[2.293#]
|
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 19 manaoadyfiady, 20 manaoankaso, 21 manaoankasomparana, 22 manaohasomparana, 23 manaosomongaratsy, 24 mihetraketraka, 25 misetrasetra, 26 misotasota, 27 sopisopy, 28 sosy, 29 sosisosy |
| Kamban-teny rehetra | 30Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 31 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 32 sompatra |
| Sokajin-teny | 33 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
34Nom donné aux plantes qu'on pense utilisées par les sorciers pour des maléfices.
35Ce sont surtout :. 36Astrotrichilia sp. (Meliaceae). 37Réf. 38Service Forestier 10216.. [Sakalava] 39Probablement un Dichaetanthera (Melastomaceae). 40Arbuste à très jolies fleurs, mais de mauvaise réputation.. [Tanala] [1.196] |
| Voambolana | 41 Haizavamaniry 42 Finoana |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 43 rom-patsa, 44 sompatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|