|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misompatra |
| Fototeny | 2sompatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manao izay hahavoa ny sasany: Misompatra namana Ibalita ka tsy misy tia azy ny namany.
5Manimba zavatr' olona noho ny haratsian-toetra fotsiny izao: Tsy tsara ny misompatra volin' olona. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to do wanton damage.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7saboter, détruire par vandalisme.
[1.8] 8voir manompatra. [1.6] |
| Ohatra |
9 Fandidiana mantsy ny savatsy, mihatra aman'aina ka ilana fitandremana fatratra sao misy fahavoazana na misy misompatra amin'ny ody ratsy.
[2.606#]
10 Ny finoana no ahalalantsika kristianina fa misy ireo fanahy tsara sy fanahy ratsy atao hoe anjely sy demony: tena elanelan' ny tany sy ny lanitra izy ireo, fa tsy biby tsy olom-belona ary tsy Andriamanitra, fa ny anjely mitahy antsika ary ny demony misompatra antsika. [2.296#] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 15manompatra |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 17 mampitrosa, 18 misompatra, 19 mpamositra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|