|
|
|
|

Teny iditra1 fisomparana
Fototeny  2sompatra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanaovana izay hahavoa ny hafa, fihetraketrahana, fanimbana: Fisomparan'ny hafa no nahavoa azy fa tsy mba aretina tsotra akory. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12