|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihetraketraka |
| Fototeny | 2hetraketraka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mampiasa hery, misetrasetra, mirehareha, mila ady, manimba zavatry ny sasany: Fatra-pihetraketraka loatra ianao, ry fasana!.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|