|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 somebiseby |
| Fototeny | 2sebiseby |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Miseho ho be raharaha, ary manketsy mankeroa; mifamoivoy eo amin' ny toerana iray izay anomanana raharaha na lanonan-dehibe: Somebiseby amin' ny asa ny olona rehetra fa tonga ny lohataona.
5miheninkenina. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6Joyeux, empressé, affairé, en mouvement, préoccupé: Tonga ny lohataona, somebiseby amin-dahasa ny ambanilanitra (Le peuple est Joyeusement empressé pour le travail, parce que le printemps est arrivé).
[1.3#626] |
| Ohatra |
7 Somebiseby erý Fatakamana.
[2.499]
8 Ny omaly mampisento, ny ampitso mampiteby, Ka hany sisa hery miseho somebiseby! [1.252] 9 Somebiseby sy tsembo-dratsy ery, manasa vilany sy mamelona afo, andrao tratra aoriana ka tsy maharaka ilay Didy. [2.436] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 12someby |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|