|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 someby |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Miseho ho be raharaha, ary manketsy mankeroa; mifamoivoy eo amin' ny toerana iray izay anomanana raharaha na lanonan-dehibe: Someby amin' ny asa ny olona rehetra fa tonga ny lohataona.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 4somebiseby |
| Mpanahaka | 5 miheninkenina |
| Fivaditsoratra | 6 someby, 7 somibe |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|