|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misomebiseby |
| Fototeny | 2somebiseby |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Falifaly miheninkenina etsy sy eroa.
[1.1] |
| Ohatra |
5 misomebiseby sy misomariaka amin' izany daholo ny mpiray tanàna sy ny manodidina;
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 9 mihebikebika, 10 mikeninkenina, 11 mikenonkenona, 12 misahirankirana, 13 misahodahoda, 14 miserintserina, 15 misomadodoka, 16 misomeditsedika, 17 sehotra, 18 somehoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|