|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 siramanta |
| Singan-teny | 2sira, 3manta |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Vongan-javatra fotsifotsy mety levona ao anaty rano, izay manana tsiro manokana masimasina ka atao amin' ny hanina andrahoina, indrindra ny laoka, mba hanatsara ny tsirony: Tandremo sao be siramanta ny laoka.
6Fanasina. 7Ny haingon-teny mandravaka ny teny amin' ny kabary, na resaka ifanaovana: Be siramanta loatra ny lahatenin' ilay Rangahy. [1.1] |
| Tovy hevitra | 8sira, siravato |
| Fivaditsoratra | 9 manaratsy, 10 mañatsary, 11 manatsira, 12 manisatra, 13 maratsañy, 14 matsiraña, 15 misantara, 16 misatrana, 17 siramanta |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|