|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 faningana
Fototeny  2singana
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina maningana, manavaka.
5Azo singanina. [1.1]

Teny iditra (2/2)6 faningàna
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8fampiakarana entana mavesatra. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  9levage. [1.13]
Voambolana  10 Haitao

Fivaditsoratra  11 fanangany, 12 fanginana, 13 faningana, faningàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02