|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 faninganana |
| Fototeny | 2singana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanavahana: Tsy tiako ny faningananao ny zanako amin' ny be sy ny maro fa aoka izy hiaraka amin' ny mpianatra rehetra.
5Tsy fanaovana ohatra ny be sy ny maro, fiavahana; tsy fitovizana amin' ny rehetra: Mahasosotra ny faninganan-dRangahy io amin' ny be sy ny maro. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6L'action de faire aller seul, d'aller seul, la cause.
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|