|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1 sina
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3revo. [Bezanozano] [1.78]
4Tsy mahateny, tsy mahavolana, tsy manan-kalahatra, very hevitra, gina: Sina Rasoa nony nandre fa hampifanatrehina izy sy Ravao. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5silencieux, interdit, qui reste muet. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  8maty sina

Teny iditra (2/5)9 siña
Sokajin-teny  10 Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  11tasy. [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (3/5)12 sina
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny frantsay  14sinus. [1.13]
Voambolana  15 Matematika: rafitsary
Kamban-teny rehetra  16Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (4/5)17 Sina
Sokajin-teny  18 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  19China. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  20Chine. [3.1]
Voambolana  21 Haitoetany: firenena, foko
Mpanahaka  22 sinoa

Teny iditra (5/5)23 Sina
Sokajin-teny  24 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  25Sin. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  26Sîn. [2.996]
Voambolana  27 Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  28Toko sy andininy momba Sina

Fivaditsoratra  29 nasy, 30 sany, 31 Sina, sina, siña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03