|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tasy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3vilia kely atao tsikalan'ny kaopy: Tasin-kafe. [1.1]

Teny iditra (2/2)4 tasy
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6Pentina mandoto: Tsy sahiko entina io lambako io fa misy tasy. [1.1]

Fivaditsoratra  7 atsy, 8 sita, 9 tasy, 10 tsia, 11 tsy a-

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19