|
|
|
|

Teny iditra1 misavasava
Fototeny  2savasava
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manala na mampihataka izay manelingelina: Tsy maninona aho akory fa misavasaua ny raviny hahitana ny fotony. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8 misavasava, 9 mivasavasa, mivasavasà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05