|
|
|
|

Teny iditra1 savasavana
Fototeny  2savasava
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Hadihadina, fotopotorana: Savasavany tsara ny zavatra ampianariny.
5alana izay manentsina na manelingelina: Nosavasavanay tsara ilay lobolobo, ka io namitsaka tao ilay kisoa very. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  10savasavaina
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 savasavana, 13 vasavasana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02