|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 sakaiza manody |
| Singan-teny | 2sakaiza, 3manody |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5enti-milaza olona nitokiana izay manao ratsy ny tena any amin' ny takona; sakaiza nitokisana nefa namadika.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6faux ami, traître, homme perfide.
[1.196] |
| Ohatra |
7 sakaiza manody ny Anglisy, hoy ny resany re tetsy sy teroa.
[2.472]
|
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 9 sakaizamanody |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
11Plante non déterminée employée dans les exorcismes, pour prévenir le tody..
[1.196] |
| Voambolana | 12 Haizavamaniry 13 Finoana |
| Fivaditsoratra | 14 sakaiza manody, sakaizamanody |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|