|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manakaiza
Fototeny  2sakaiza
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Maka ho sakaiza: Manakaiza vahiny, mbola tia ka ilaozany. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9manasakaiza
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)11 manakaizà
Fototeny  12sakaiza
Sokajin-teny  13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakaiza [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  14 manakaiza, manakaizà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02