|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fatidra |
| Singan-teny | 2fatitra, 3ra |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5fomba atao amin' ny alalan' ny fatitra ifampihinanan' ny olona roa ra mba ho mari-piwkaizana mafy: Nanao fatidra hono, Radama rainy sy i Hastie.
6sakaiza na namana mifankatia fatratra: Tsy mahagaga raha tsy mahafoy an-dRakoto Rabe: fatidrany hatry ny ela iny. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[fati-dra]
7blood brotherhood; the ceremony of entering into a mutual and solemn pledge of friendship or brotherhood.
8It is performed by each party partaking of a small piece of liver, etc., mixed with the blood of the other party.. [1.2] 9the ceremony of blood brotherhood. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10parenté de sang; cérémonie pour marquer cette parenté.
[1.8] 11alliance par le sang. [1.13] |
| Mpanahaka | 12 fanange, 13 sakarivo |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 faditra, 16 fatidra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|