|
|
|
|

Teny iditra1 manasakaiza
Fototeny  2sakaiza
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Maka ho sakaiza: Manakaiza vahiny, mbola tia ka ilaozany.
5enti-milaza fifankatiavana amin' olona miserana ihany, izay voatery hotapahina noho ny fandalovany fotsiny ). [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Tovy hevitra  9manakaiza
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02