Teny iditra | sady mijery ny ankazony no mandinika ny andalandrambony | |
Singan-teny | sady ... no ; mijery ; ankazo ; mandinika ; andalandrambony | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Be asa sy be herehina ka sady manao an' itỳ no mamonjy manao an' iroa Sady mifofotra no mively vy [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |