|
|
|
|

Teny iditra1 andalandrambony
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Ny sisiny alefitra amin' ny tenona na ny rary. [1.1]
Tovy hevitra  4andalandrambo
Kamban-teny rehetra  5sady mijery ny ankazony no mandinika ny andalandrambony
Ohabolana  6 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02