|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/7) | 1 no- |
| Sokajin-teny | 2 kianteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
3the sign of the past tense of derivative passive verbs commencing with a consonant and formed by affixes.
4Comp. 5n-.. [1.2] 6particle or prefix indicating the past tense of passives, as: terèna (passive verb) and noterèna (to have been pressed or compelled). [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7particule ou préfixe qui indique le temps passé des verbes passifs; exemple: terèna (qu'on presse, qu'on constraint) et noterèna (temps passé).
[1.8] |
| Teny iditra (2/7) | 8 no |
| Sokajin-teny | 9 kianteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
10Teny kely:.
111) Enti-mampitohy ny teny lazaina amin' ny teny enti-milaza ka manavaka azy amin' ny hafa: Rakoto no sakaizako, (fa tsy Rabe na Ranaivo).. 122) Enti-manondro mafimafy kokoa ny toerana na fotoana, izay apetraka ery an-dohan' ny fehezanteny: Amin' ny telo no handeha izahay / Eto no hilasy isika (mafimafy kokoa ny fanondroana ny fotoana sy ny toerana amin' ireo noho ny amin' ny hoe: Handeha izahay amin' ny telo. 13Hilasy eto izahay).. 143) Fametraka eo aorian' ny teny enti-manontany: Rahoviana no hiverina ny zokinao? / Taiza no nifanena ianareo.. 154) Fametraka eo an-doha-fehezanteny mba hoenti-manontany anton-javatra, mitovy amin' ny hoe "nahoana": No tsy mamaly ianao kanefa anontaniana?. 165) Fanao ao anatin' ny fehezanteny iray izay toa miantso, na mitaky ny antony nahatonga: Izy no nilazana izany, tetika handroboana anao / Ny handrina no tsy naniry volo, ny henatra.. 176) Mifamaly amin' ny sady ka enti-milaza toetra na asa roa miaraka: Sady lehibe no tsara / Sady mifofotra no mively vy.. 187) Arahin' ny "ho" ka ireo teny roa ireo amin' izay milaza fiaingana sy fiantefana, na ilazana toerana izany na fotoana: Hatreto no ho mianavaratra dia sahan-dRakoto daholo/ Mandoa saran-dalana ny ankizy dimy taona no ho miakatra amin' ny fiarambahoaka. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
19a determinative emphatic particle.
20For a full and concise explanation of the use of this word see "Concise Introduction to the Malagasy Language," by Rev. 21W.E. 22Cousins, or "Malagasy for beginners," pp. 2382, 83. 24When followed by ho it implies motion towards, as: no ho mankatỳ, no ho midina, no ho mianavaratra. [1.2] 25of sentence inversion, emphatic and exclusive, as: izy no nanao izany: it was he who did that. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
26c'est ...
27qui: izy no nanao izany: c'est lui qui a fait cela. [1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 28Fikambanana 13 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/7) | 29 no |
| Sokajin-teny | 30 mpampitohy [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
31a contraction of noho.
[1.2] |
| Kamban-teny rehetra | 32aiza no |
| Teny iditra (4/7) | 33 nô |
| Sokajin-teny | 34 mpampitohy [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
35raha: Nô avy ny orana, da tsy miasa aho.
[Tanosy]
[1.78] |
| Teny iditra (5/7) | 36 no
![]() |
| Sokajin-teny | 37 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
38tsia.
39tsy misy. 40latsa-bato mandà. [1.17] |
| Teny iditra (6/7) | 41 No
![]() |
| Sokajin-teny | 42 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
43Singa mivaingana, faha-102 amin'ny fisokajiana miherina..
[3.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
44Nobelium..
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
45Nobélium..
[3.1] |
| Voambolana | 46 Simia |
| Tsanganana sy sary iray takila |
47 Fisokajiana miherina |
| Teny iditra (7/7) | 48 No |
| Sokajin-teny | 49 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
50No.
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
51No.
[2.996] |
| Voambolana | 52 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 53Toko sy andininy momba No |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|