|
|
|
|

Teny iditra1 sabatra miroa lela
Singan-teny  2sabatra, 3miroa, 4lela
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6enti-milaza zavatra manana vokany na mety hisy asany roa mifanohitra. [1.1]
Tsipelina hafa  7sabatra roa lela
Tovy hevitra  8antsy miroa lela

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02