|
|
|
|

Teny iditra1 sabatra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fiadiana misy lelany lava maranitra, izay mahitsy na mivolantsinana mihantsika, fa ny fitanana azy mifaingoka sy fohy.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a sword. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5sabre. [1.8]
Ohatra  6 ny mozika, ny sabatra andrainy sy ny azy, sy ny basiny sy ny akanjo militerany, sy ny akanjom-borozanony, sy ny taratasy fianarany. [2.48]
Voambolana  7 Miaramila
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 3 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08