|
|
|
|

Teny iditra1 miroa
Fototeny  2roa
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy fiteny afa-tsy raha miaraka amin' ny teny toy ny hoe hevitra, saina, tany, fonenana, lela..., ka ny heviny dia hoe: manana (hevitra...) tsy tokana fa roa: Miroa saina Rakoto: sady ta handeha no te hijanona. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 8 amin' io teny io
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 amiro, 11 amory, 12 maroy, 13 miaro, 14 miora, 15 miroa, 16 Moria, 17 Orima

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02