|
|
|
|

Teny iditra1 retsika
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fahatsiarovana ho misy mamolivoly na mandehandeha any apatin' ny tena any.
4Enti-milaza ny asa ataon' ny zavamananaina maro be indray mihetsika.
5Aretina mitsakotsako malefaka amin' ny faritra iray na maro.. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  18retsidretsika

Fivaditsoratra  19 karitse, 20 retsika, 21 sekatry, 22 tsarike, 23 tserika, 24 tsikera, 25 tsirake

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19