|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miretsika |
| Fototeny | 2retsika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mandre volivoly.
5Mihahohaho be dia be mihetsika: Miretsika ny olitra ao anatin' ity voasary ity. 6(valiha) Maneno mahafinaritra: Misy valiha henoko miretsika vao maraina. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 10miretsidretsika |
| Kamban-teny rehetra | 11tsibolo miretsika |
| Fivaditsoratra | 12 kemaritsy, 13 marikitse, 14 miretsika, 15 mitsikerà, mitsikera |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|