|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 koretsika
Fototeny  2retsika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fihetsiketsi-java-mananaina be dia be mihahohaho. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5comme retsika. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Teny iditra (2/2)12 koretsika
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny malagasy  14Feon' ny sahona. [1.1]
Voambolana  15 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) 16 Feo

Fivaditsoratra  17 kisetroka, 18 koretsika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19