|
|
|
|

Teny iditra1 retsidretsika
Fototeny  2retsika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fahatsiarovana ho misy mamolivoly na mandehandeha any apatin' ny tena any.
5Enti-milaza ny asa ataon' ny zavamananaina maro be indray mihetsika.
6Aretina mitsakotsako malefaka amin' ny faritra iray na maro.. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  16retsika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19