|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rehitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fiveloman' ny afo.
4fahamaimaizana, hidihidy, fisafoahana tafahoatra. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5action de s'allumer, de brûler.
6démangeaisons vives, colère ardente, animation, impétuosité. [1.3] |
| Ohatra |
7 Setroka sy zavozavo no niandohan' ny afo nandray rehitra tery sy tety, kanjo niova tsikelikely ho hazavana mahafinaritra toa faribolana baliaka, toy ny nosy kely mamirapiratra teny anivon' ny ranomasina ngalingaly.
[2.643]
|
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|