|
|
|
|

Teny iditra1 firehetana
Fototeny  2rehitra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fiterahana lelafo sy hafanana; fisafoahana; hamaivain' ny hidihidy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5combustion vive, inflammation. [1.13]
Voambolana  6 Simia
Kamban-teny rehetra  7Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  8 efatra heny, 9 firehetana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08