|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ampirehetana |
| Fototeny | 2rehitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Ohatra |
4 Tsy hisy hampirehetana afo ny tranonareo amin' ny sabata
[2.996]
5 Mba tsy hiandrasako ela, nampirehetany feran' arina aho ary dia nopasohiko lena ny akanjoko [2.4] 6 Izy rehetra mpaka vadin' olona avokoa, hoatra ny fatana nampirehetan' ny mpanao mofo afo, izay mitsahatra tsy misoron' afo, hatramin' ny nametafetany ny koba ka mandra-pivontony [2.996] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|