|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rehetana |
| Fototeny | 2rehitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4velomina (afo): Norehetako ny afo fa tsy nirehitra azon' ny lena ny kitay.
5asiana: Norehetany tehamaina ilay karilahy fa namitaka azy. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|