|
|
|
|

Teny iditra1 rehetra
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Tsy misy avakavaka, aby, jiaby: Tonga ny mpianatra rehetra.
4Matetika no hamafisin' ny mpamaritra matoanteny daholo, avokoa, ny hevitry ny teny hoe rehetra: Tonga daholo ny mpianatra rehetra na tonga daholo ny mpianatra (fotsiny). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5all. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6tous, tout. [1.3#522, 1.8]
7cf.
8avokoa, daholo, samy. [1.8]
Ohatra  9 Niredaka ny hazo rehetra sy ny tafo. [2.472]
10 Toy izany no faharavan' ny sambo rehetra: [2.471]
11 mbola misy fanoroana ny zava-drehetra voateny ao amin' ireo ohabolana ireo [2.299#8]
Haiendriteny 
12 Tsotra :
Sampanteny 
Mpamaritra :
Tovy hevitra  14avokoa, daholo, ijiaby, samy
Mpanahaka  15 daholo, 16 faobe, 17 manontolo, 18 naizanaiza, 19 nazovynazovy, 20 poporohana, 21 safobemantsina, 22 tsyankanavaka, 23 tsymifaka, 24 tsymisyavakavaka, 25 tsyvakyvolo
Kamban-teny rehetra  26Fikambanana 5 amin' io teny io

Fivaditsoratra  27 heretra, 28 rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31