|
|
|
|

Teny iditra1 na zovy na zovy
Singan-teny  2na, 3zovy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5na iza na iza. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6whoever. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7quiconque, qui que ce soit, n'importe qui. [1.3]
8quiconque. [1.8]
Ohatra  9 Fa na zovy na zovy manota izany lalàna izany dia handevoziny [2.366#205]
10 dia ataoko mahadiso sy mahameloka izay manao izany, na zovy na zovy [2.654]
Tovy hevitra  11na iza na iza

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12