|
|
|
|

Teny iditra1 tsy vaky volo
Singan-teny  2tsy, 3vaky, 4volo
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6tsy ankanavaka, manontolo: Ny Malagasy tsy vaky volo ~ Madagasikara tsy vaky volo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7the whole of a tribe or a class of people. [1.2#726]
8without distinction. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9tous sans exception, toute une caste, tout un district. [1.3#802]
10Tous sans exception, comme une tête dont les cheveux ne sont séparés par aucune raie. [2.415#1744]
11tous sans distinction. [1.8]
Ohatra  12 Koa misaotra anao eram-po eran-tsaina izahay Zanakantitra tsy vaky volo [2.588]
13 Anisan' ny mampaningana ny Malagasy tsy vaky volo ireo, na Tanindrana na Tampatrana [2.298#5]
14 Noho izany, hoy ny tenin' ireto zanatsika nahazo tokantrano, ary hoy ny tenin' ny fianakaviana tsy vaky volo [2.346#46]
Tsipelina hafa  15tsivakivolo

Fivaditsoratra  16 tsivakivolo, 17 tsy vaky volo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12