|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 daholo |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Rehetra tsy misy avahana: Nihoraka daholo ny mpianatra.
4(Marihina fa sady mamaritra ny matoanteny ny daholo no mifandray amin' ny teny lazaina: Nihinana paiso daholo ny mpianatra; Nohanin' ny mpianatra daholo ny paiso. 5Araka izany dia mitovy hevitra amin' ny rehetra ihany izy saingy ny rehetra mpamaritra anarana ka atao manaraka ny anarana mandrakariva, ary izany koa matetika no mahatonga ny olona hampiasa azy roa miaraka: Nihinana paiso daholo ny mpianatra rehetra; nohanin' ny mpianatra daholo ny paiso rehetra). [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6the whole, all, altogether.
[1.2] 7all together. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8Tous.
[1.3] 9tous ensemble. [1.8] |
| Ohatra |
10 Ao daholo ve ry zalahy?
[2.528]
11 Lasany daholo ny ombiko. [2.895] 12 Ento daholo ny babo rehetra! [2.324] 13 Manao ahoana daholo ianareo? [2.4] 14 Nihinana paiso daholo ny mpianatra rehetra; nohanin' ny mpianatra daholo ny paiso rehetra [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|