|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rangolahy |
| Singan-teny | 2rango, 3lahy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5ilay vato fisaka amin' ny fasan-drazana atao varavarana mahazo mivoha sy mikatona eo anoloana: Tsy mba vero na mba rangolahy / no manafina an' io fasana io, / fa ny nofoko zary manahy / no mandrakotra omaly sy anio.
6(J.J.R.). 7amin' ny fasana anirotra kosa, ilay vato fisaka atao rako-pasana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8The large stone which covers a grave and forms its roof.
[1.2] |
| Ohatra |
9 fa ny sasany amin' ny mitarika ny rangolahy ihany no mamono omby.
[1.437#]
10 hidina tsy enjehin' eritreritra any ambanin' ny rangolahy aho izany! [2.499#] 11 Ataon' ialahy ahoana no ho famerina ny ray aman-dreny efa any ambany rangolahy. [2.643#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|